|
|
|
|

Teny iditra1  Razakarivony Arthur
Singan-teny  2 Razakarivony
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Razakarivony Arthur (1897-) (Rodlish). [3.1]
Voambolana  5  Tantara: olona 6  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7  Sangy mahery
8  Tsy azo idifiana
9  1925 Ny valifaty mahavelona
10  1933 Nofim-paradisa
11  1939 Ilay fitsara ambony
12  1939 Tena diamondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07